Anjozoromadosy (Bealanana): Tsy mahazo mijanona ao anaty biraom-pifidianana ny delegen’ny kandida ?

  • mardi, 18 décembre 2018 13:56
  • Britto

Nanaitra ny mponina aty Anjozoromadosy, Distrikan’i Bealanana, Faritra Sofia, ny toromarika nomen’ny delegem-panjakana aty an-toerana, mandrara ny tsy hidiran’ireo delegen’ny kandida raha tsy amin’ny fotoana handatsahany vato ihany.

Inona no maha solontenan’ny kandida anay raha tsy afaka hanara-maso ny fizotry ny fifidianana ao anaty birao fandatsaham-bato izahay, hoy ny fanamarihana ataon’ireo voakasika.

Miteraka resabe aty an-toerana ity fepetra tsy manara-dalàna ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.