Fandriampahalemana: 80 lahy ny mpitandro ny filaminana nahetsika

  • mercredi, 05 décembre 2018 13:50
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Hanatanteraka "opération" ato amin'ny faritra arovana Menabe manomboka androany, ary haharitra 10 andro.

Ny ONG Fanamby no miantoka ny lany rehetra amin'izany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.