Anosy: Vita ny fanamarinana ny anaran'i Erlie sy Arnaud

  • mardi, 04 décembre 2018 14:48
  • Tigre
  • Sary nomena Gasypatriote

Niseho voalohany teo anoloan'ny Fampanoavana i Erlie sy Arnaud hanamarinana ny mombamomba azy ireo, sy ny filazalazana ny antony iampangana azy ireo.

Ny fahatelon'izy ireo anefa tsy nipoitra ary mbola tadiavina, dia avy hatrany dia miakatra any amin'ny Mpitsara mpanao famotorana ny raharaha.

Eo ampiandrasana izay mpitsara izay izy roa lahy, ary efa nametraka ary voarain'ny Mpampanoa lalàna ihany koa ny fitorian'izy ireo ilay Mpisolovava ho nikasa ny hamono azy ireo.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.