Rajaonarimampianina: Tsy hanohana na iza na iza

  • samedi, 01 décembre 2018 10:34
  • Tigre

Tamin'ny fifidiana ho Filoham-pirenena, fihodinana voalohany, dia nitana ny laharana faha telo ity kandida filoham-pirenena teo aloha ity, tamin'ny salan'isa 8.82%, isam-bato faran'izay kely indrindra azon'ny filoha nilatsaka hadimby ny tenany hatramin'izay tantaram-pifidianana teto Madagasikara.

Nanambara ity farany fa hipetraka ho Ray aman-dreny ka tsy hanohana an'ireo tafita amin'ny fiodinana faharoa izay atao ny 19 desambra izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.