Anosibe-Antananarivo: Haintrano namoizana ain'olona

  • vendredi, 09 novembre 2018 09:00
  • Britto

Dimy namoy ny ainy, maro no naratra. Fianakaviana aman-jatony traboina. Izay no vokatry ny haintrano goavana niseho teo Anosibe-Antananarivo IV ny alin'ny alarobia hifoha ny alakamisy 8 novambra teo.

Labozia tamina trano hazo no voalaza fa nitera-doza.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.