Fifidianana : Miaka-bokatra Analamanga, mitarika i 25

  • vendredi, 09 novembre 2018 06:42
  • Tigre

Manomboka mifanontona ireo voka-pifidiana ato amin'ny faritra Analamanga, mitarika lavitra i 25, arahin'ny 13.

Tsy hita mihitsy ireo hafa, 34 taraiky ery aoriana, miady laharana ny 12 fa sempotra.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.