Mahajanga: Tovovavy iray hita faty teny amin'ny Bord de la mer

  • mercredi, 10 octobre 2018 08:22
  • Britto
  • Sary nindramina

Omaly talata 09 oktobra tamin'ny 4 ora tolakandro no nahitan'ny olona vatana mangatsiaka natopan'ny onjan-dranomasina teo amin'ny Bord de la mer amin'ny ENEM.

Nanodidina ny tamin'ny 10 ora sy 11 ora no nahafatesany, hoy ny BMH.

Naterin'ny mpiasan'ny Kaominina eny amin'ny tranompaty hopitaly Androva ny razana.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.