Fianarantsoa: Kongresy nasionalin'ny Fitambolagnela I.A.D

  • samedi, 01 septembre 2018 14:47
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Fianarantsoa

Natolotra ny solontenan'ny mpikambana avy amin'ny lafivalon'ny nosy ny zoma 31 aogositra ny kandida ho filoham-pirenena milatsaka amin'ny anaran'izany antoko izany.

Tao amin'ny Espace Royal no nanatontosana ny fihaonana izay notarihin'ny filoha nasionaly Razafindrandriatsimaniry Dieu Donné Michel.

Nodinihina teto ny vina sy paikady isan-tokony momba ny fiatrehana ny fifidianana ho avy izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.