Ihazolava-Ambatolampy: Notokanana anio ny foibe famokarana herinaratra amin’ny herin’ny masoandro

  • samedi, 23 juin 2018 21:11
  • Britto
  • Sary nomena

Fiaraha-miasa amin’ny orinasa tsy miankina Green Yellow izy ity, ary isan’ny lehibe aty amin’ny ranomasimbe indianina. Afaka mamokatra herinaratra manana tanjaka 20 MW eo ity foibe vaovao ao Ihazolava-Ambatolampy ity, ary hanampy amin’ny famatsiana herinaratra ny faritry Vakinankaratra.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.