Zandarmaria: Mandray ny fibaikoana ny CIRGN Mahajanga ny Kolonely Boto Lucien Maurice

  • jeudi, 17 mai 2018 11:18
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Mahajanga

Vita omaly maraina 16 mey ny famindram-pitantanana teo amin'ny lehiben'ny fari-piadidian'ny Zandarmaria eto Mahajanga vaovao sy teo aloha. Teny amin'ny Toby Kolonely Jean Philippe no nanatanterahana izany.

I Kolonely Boto Lucien Maurice indray no hisolo toerana ny Kolonely Behivoka Fiederch izay nitantana ny fari-piadidiana teo aloha. Ity farany izay voatendry hiasa any Antsiranana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.