SECES Sampana Antananarivo: Hamokatra hevitra hivoahana amin'ny krizy

  • jeudi, 17 mai 2018 10:04
  • Britto

Hanao fikaonandoha mikaton-trano ny SECES Sampana Antananarivo ny alakamisy 17 mey 2018. Izany dia hatao ao amin'ny Institut des Mines, de la Géologie et du Pétrole (IMGP) eny Ankatso.

Hamokatra ny hevitra hivoahana amin'ny krizy sy hitondra fampandrosoana maharitra ity fikaonandoha ity, ary hampahafantarina ny vahoaka izany, raha ny fanazavan’ny Biraon'ny SECES, Sampana Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.