Sambava: EPP nataon’ny tanora fianarana mifoka sigara ka saika kila forehitra

  • lundi, 14 mai 2018 22:20
  • Britto

Ny alakamisy 10 mey 2018 no tonga niaraka tamin’ny Ray aman-dreniny nanatona ny Talen’ny EPP Anjagnoveratra, Cisco Sambava, Atoa Randrianasoa Jean Yves ilay tovolahy kely nianatra nifoka sigara ka saika nampirehitra ny sekoly, nangataka raharaham-pihavanana mba tsy hitondrana ny raharaha eny anivon’ny Fitsarana. Nanolotra 100.000Ar ary mbola hanao asa fanadiovana ny tokontan’ity EPP ity izy ireo tamin’izany.

Ny fiandohan’ny volana mey 2018 no nitrangan’io tany Anjagnoveratra dia izao naravona tamin’ny raharaham-pihavanana izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.