Fianarantsoa : Zaza 35 volana mila vonjy aina maika

  • samedi, 12 mai 2018 19:05
  • Britto
  • Sary fanehoana

Tsaboina ao amin'ny sampana néonatalogie i Orlando kely amin'izao fotoana izao. Noho ny fahasarotan'ny aretina mahazo azy, ka manao antso avo ho an'i Fianarantsoa sy ny manodidina akaiky, ny fianakaviana mba hanantona eny amin'ny CHU Tambohobe izay manana sokajin-drà B négatif na O négatif.

Ilaina maika izany paosin-drà izany mba ho famonjena ny ainy ka miangavy an'ireo izay rehetra afaka mampita ny hafatra sy mamaly ny antso mba handeha eny an-toerana.

"Izay manome rà manome aina" . Misaotra mialoha amin'ny fahatsoram-pon'ireo rehetra izay mamaly izany fiangaviana izany".

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.