Ambalavao Tsienimparihy: Nidoboka am-ponja ireo namono an’i Lo Ywai Noël

  • samedi, 12 mai 2018 10:49
  • Britto
  • Sary nomena

Natolotra ny fampanoavana omaly ireo efa-dahy sy olona iray namany, voarohirohy ho namono nahafaty an'i Baina na Lo Ywai Noël, ilay Sinoa mpivarotra eto Ambalavao Tsienimparihy, ny alin’ny 9 mey 2018.

Nivoaka ny didy savaranonando mitazona am-ponja vonjimaika azy dimy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.