Fianarantsoa : Tranon'ny mpianatra nirehitra

  • lundi, 24 août 2015 12:12
  • Andrianirina Fetra
  • Photo: Net

May indray ny tranon'ny mpianatra ao amin'ny Andrainjato. Tamin'ny 11 ora no nanomboka nahitàna lela afo. Ireo trano "pré-fabriqués" natao ho trano fonenan'ny mpianatra ireo may ireo.

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.