Fandalovan'ny Taolambalon'i Masimbavy Thérèse eto Madagasikara

  • vendredi, 21 août 2015 09:47
  • Super User
  • Photo Njaka
Nandalo teny amin'ny EKAR Mb Terezin'i Jesoa Zazakely Isotry ny Taolambalon'i Masimbavy Thérèse sy ireo Ray aman-dreniny. Tonga nanotrona izany ireo mpino katolika maro be.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.