Nody mandry Randrianasolo Jean Bosco

  • lundi, 17 août 2015 16:26
  • Tigre
  • Photo fournie

Nody mandry, vokatry ny lozam-pifamoivoizana tao Miarinarivo ny kandida ben'ny Tanàna Mapar tao Arivonimamo, Randrianasolo Jean Bosco. Izy moa nitana ny laharana fahatelo taorian'ny TIM sy HVM tamin'ny vokam-pifidianana vonjy maika navoakan'ny sampana CENI-T tany an-toerana.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.