Asa fanaovan-gazety : Mankalaza ny faha-20 taonany ny CJD

  • lundi, 17 août 2015 13:16
  • Britto

Mankalaza ny faha-20 taona niorenany ny fikambanana CJD (Club des Journalistes Doyens). Hatao ao amin'ny "Restaurant Bon Accueil" Ambatonakanga Foibeny ny fanokafana ny fankalazana ny talata 18 aogositra 2015.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.