Kitra - Pro League: Lasa mpanazatran’ny As ADEMA indray i Maitre Rôrô

  • jeudi, 13 février 2020 10:17
  • Sary nindramina

Nametra-pialana tsy ho mpanazatra ny klioba Jet Mada i Rakotondrabe Romuald, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana Maitre Rôrô. Nanaja ny fanapahan-keviny ny klioba.

Fantatra taorian’izay fa lasa mpanazatran’ny As ADEMA Analamanga i Maitre Rôrô.

Laharana faha-5 mitovy ny As ADEMA sy ny Jet Mada eo amin’ny fifaninanana Pro League.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.