Kitra - Barea CHAN: Handrato lalao ara-pirahalahiana atsy Afrika Atsimo

  • jeudi, 05 septembre 2019 11:57

Hiazo an’i Afrika Atsimo, hiatrika lalao ara-pirahalahiana amin’ny Bafana Bafana afrikana tatsimo ny ekipam-pirenena malagasy Barea CHAN. Hotanterahina ao Johannesbourg amin’ny 7 septambra 2019 ny lalao.

Nitso-drano ny Barea CHAN ny filohan'ny Federasiona malagasy ny baolina kitra, Rabekoto Arizaka Raoul, androany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.