Rugby - Women's Cup 2019: Nomontsanin’i Afrika Atsimo i Madagasikara

  • mercredi, 14 août 2019 14:20
  • Sary nindramina

Resin’i Afrika Atsimo tamin’ny isa 73 noho 00 ny Makis an’i Madagasikara omaly, tamin’ny lalao faharoa natrehiny amin’ny Women's Cup 2019 tanterahina ao Johannesburg atsy Afrika Atsimo.

Niondrika nanoloana an’i Kenya tamin’ny isa 35 noho 05 i Madagasikara tamin’ny lalao voalohany natrehiny tamin'ny zoma 9 aogositra 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.