Kitra - Total CAF Champions League 2019: Fosa Juniors # Pampelmousse SC

  • jeudi, 08 août 2019 21:16
  • Sary nindramina

Tonga androany alakamisy eto Madagasikara ny ekipan’ny Pamplemousse SC avy atsy Maorisy. Hiatrika lalao mandroso amin’ny dingana savaranonando amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny ekipa tompondaka, na Total CAF Champions League 2019 izy ireo, lalao izay hatao ao amin’ny Stade Rabemananjara - Mahajanga, ny tolakandron’ny sabotsy 10 aogositra 2019.

Hifandona amin’izany ny klioban’ny Fosa Juniors (Mahajanga) sy ny Pampelmousse SC.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.