Baskety – Handisport: Ny ekipan’i Mahabo no hisolotena an’i Menabe amin’ny fifaninanana nasionaly

  • lundi, 05 août 2019 21:28
  • Sary Gasypatriote Morondava

Nandresy ny ekipan’i Morondava (akanjo manga sy mena amin’ny sary) ny ekipan’i Mahabo, teo amin’ny lalao baskety sokajy handisport lehilahy nandritra ny famaranana teto Morondava ny 3 aogositra 2019.

Ny ekipan’i Mahabo no hisolotena an’i Menabe amin’ny fifaninanana nasionaly hatao any Toamasina amin’ny volana septambra 2019. Olana ho azy ireo amin’izao ny enti-manana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.