CHAN 2020: Cameroun no hameno ho 16 ireo hiady ny anaram-boninahitra, handimby an’i Maroc

  • lundi, 05 août 2019 18:15

Miisa 16 ireo ekipam-pirenena miady ny tapakila ho amin’ny dingana famaranana amin’ny CHAN 2020 hatao any Cameroun. Tafita avy hatrany ho amin’izany dingana famaranana izany i Cameroun, noho izy firenena hampiantrano ny CHAN 2020.

Miisa 15 ireo lalao fifanintsanana dingana faharoa, ka izay tafita amin’ireo no hiazo an’i Cameroun:

1.Algérie # Maroc

2.Tunisie # Libye

3.Mali # Mauritanie

4.Sénégal # Guinée

5.Togo # Nigeria

6.Niger # Côte d'Ivoire

7.Burkina Faso # Ghana

8.Centrafrique # RD Congo

9.Guinée Equatoriale # Congo

10.Rwanda # Ethiopie

11.Soudan # Tanzanie

12.Ouganda # Burundi

13. Zambie # Eswatini

14. Madagascar # Namibie

15. Zimbabwe # Lesotho

Hotanterahina ny 20 sy 22 septambra 2019 ny lalao mandroso ary ny 18 sy 20 oktobra 2019 ny lalao famerenana.

Maroc no tompon’ny anaram-boninahitra farany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.