Kitra – CAN 2019: Tafita ho amin’ny manasa-dalana i Sénégal

  • jeudi, 11 juillet 2019 09:52

Sénégal no ekipam-pirenena voalohany tafakatra amin’ny dingana manasa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika amin’ny baolina kitra, tanterahina any Egypta.

Resiny tamin’ny isa tokana 1 noho 0 i Bénin nandritra ny lalao ampahefa-dalana voalohany natao omaly alarobia 10 jolay. Sambany i Bénin no tonga teo amin’io dingana io.

Izay tafavoaka mpandresy amin’ny lalaon’i Madagasikara sy Tonizia anio alakamisy alina no hifandona amin’i Sénégal, amin’ny manasa-dalana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.