Baskety-FIBA Afrique: Voafidy ho filohan'ny Faritra faha-7 i Ntsay Abel

  • samedi, 22 juin 2019 21:02
  • Sary nomena

Nandritra ny kongresy faha-17 ny FIBA Afrique tanterahina ao Bamako renivohitr'i Mali, ny 22 sy 23 jona 2019, no nahavoafidy indray an'i Ntsay Abel ho filohan'ny Faritra faha-7, misy an'i Madagasikara, eo amin'ny taranja baskety.

Tale jeneralin'ny Secren i Ntsay Abel, rahalahin'ny praiminisitra Ntsay Christian ihany koa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.