Kitra-CAN 2019: Isa tery 1 noho 0 no nandresen’i Egypta an’i Zimbabwe

  • samedi, 22 juin 2019 10:47

Nibata fandresena voalohany i Egypta, mpampiantrano, tamin’ny lalao voalohany natrehiny tamin’ity fiadiana ny amboaran’i Afrika andian’ny faha-32 ity.

Nandresy tamin’ny isa tery, 1 noho 0, i Egypta nampian’ireo mpomba azy izay nameno kianja tombanana ho 74 000, sy teo imason’ny filoha Abdel Fattah al-Sissi, i Zimbabwe, tamin’ny lalao alina ; baolina matin’i Trezeguet teo amin’ny minitra faha-41.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.