Haiady fitaizam-batana: Roa taona izao no nidiran’ny “Aero-kick” teto Madagasikara

  • jeudi, 13 juin 2019 20:59
  • Sary nomena

Maître Kelly Rasoanaivo no nampiditra ny “Aero-kick” teto Madagasikara. Haiady fitaizam-batana amin'ny alalan'ny mozika sy fihetsika “kick-boxing” ny “Aero-kick”, izay ao anatin'ny WAKA sy WAKO

Nosokafan’ny Aero-kick Rossary ho an'ny daholobe ny fiangaliana azy ity, tamin'ny 8 jona 2019 teo, mifanindran-dalana indrindra amin’ny fankalazana ny faha-25 taonan’ny Club Rossary, izay anasana ireo tia mitaiza vatana rehetra na lahy na vavy isaka ny Alatsinainy, Alarobia ary Zoma amin’ny ora isafidianana : 6h30-7h30 na 12h30-13h30 ary ny Sabotsy amin'ny 9h-10h ao amin'ny Dojo Rossary Mahamasina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.