Kitra-CAN 2019: Hihaona ara-pirahalahiana amin'i Mauritanie ny Barea

  • lundi, 10 juin 2019 21:36
  • Sary: Mirado Rakotoharimalala

Hitohy any Maroc ny 12 ka hatramin’ny 17 jona izao ny fampivondronana ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny baolina kitra na Barea. Hisy ny lalao fitsapana hihaonany amin’i Mauritanie ny zoma 14 jona, tafiditra amin’ny fanomanan-tenan’ny Barea mialoha ny hiatrehana any CAN any Egypta.

Sambany ihany koa i Mauritanie no tafita handray anjara amin'ny CAN.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.