Fibatana fonjamby: Taranja amiratan’ny Malagasy

  • vendredi, 03 mai 2019 20:10
  • Sary nindramina

Noporofoin’ny solontena malagasy tany Le Caïre Egypta nandritra ny fifaninanana Afrikana natao ny 23 hatramin’ny 30avril lasa teo fa taranja tena ahombiazan’ny Malagasy ny fibatana fonjamby.

Medaly volamena 06 sy volafotsy 03 no norombahan’ny solontena malagasy tany an-toerana tamin’izany. Tanjon’izy ireo ny lalao Olimpika 2020. Fifaninanana iraisam-pirenena miisa efatra no mbola hatrehin’izy ireo mialoha izany.

Tafaverina an-tanidrazana ny alarobia teo ireo atleta avy niatrika ny lalao tany Egypta ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.