Fibatana fonjam-by: Taranja amiratan’i Madagasikara

  • lundi, 15 avril 2019 12:49
  • Sary: MJD

Manoman-tena etsy By-Pass – Antananarivo ireo atleta mpibata fonjamby miisa 24 (12 lahy sy 12 vavy) voafantina handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy hiatrika ny lalaon’ny Nosy andiany faha-X, hatao atsy amin’ny Nosy Maorisy ny 9 hatramin’ny 28 jolay 2019.

Taranja anisan’ny mampamiratra an’i Madagasikara ny fibatana fonjam-by, satria nitondra medaly volamena dimy ny solontenantsika nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ny taona 2017, ary telo nandritran ny fiadiana ny tompondakan’ny ligy Arabo tany Egypta ny taona 2018.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.