Ambohitsirohitra: Nomem-boninahitra ny Barea

  • jeudi, 18 octobre 2018 09:28
  • Sary Njaka

Noraisin'ny filoha mpisolo toerana Rivo RAKOTOVAO teny amin'ny lapan'Ambohitsirohitra ny ekipam-pirenena Malagasy amin'ny baolina kitra BAREA an'ny Madagasikara noho ny fahazoana ny fandraisana anjara amin'ny CAN 2019, nirary soa an'ireo ekipa i Rivo RAKOTOVAO ary nanolotra vola mitentina 100 000 000 Ariary ho an'ny ekipam-pirenena.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.