Kitra-Ligy Vatovavy Fitovinany: Kandida i Andriano Giscard

  • mercredi, 17 octobre 2018 19:11
  • Sary nindramina

Androany no nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany i Andriano Giscard, Ben'ny Tanànan'i Manakara.

Hotanterahina ny zoma 19 oktobra izao ny fifidianana, telo ny kandida.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.