Sport

    • lundi, 05 août 2019 21:28
    • Sary Gasypatriote Morondava

    Baskety – Handisport: Ny ekipan’i Mahabo no hisolotena an’i Menabe amin’ny fifaninanana nasionaly

    Nandresy ny ekipan’i Morondava (akanjo manga sy mena amin’ny sary) ny ekipan’i Mahabo, teo amin’ny lalao baskety sokajy handisport lehilahy nandritra ny famaranana teto Morondava ny 3 aogositra 2019. Ny ekipan’i Mahabo no hisolotena an’i Menabe amin’ny fifaninanana nasionaly hatao any Toamasina amin’ny volana septambra 2019. Olana ho azy ireo amin’izao ny enti-manana. (Jereo Sary Tohiny)  
    Lire la suite ...
    • lundi, 05 août 2019 18:15

    CHAN 2020: Cameroun no hameno ho 16 ireo hiady ny anaram-boninahitra, handimby an’i Maroc

    Miisa 16 ireo ekipam-pirenena miady ny tapakila ho amin’ny dingana famaranana amin’ny CHAN 2020 hatao any Cameroun. Tafita avy hatrany ho amin’izany dingana famaranana izany i Cameroun, noho izy firenena hampiantrano ny CHAN 2020. Miisa 15 ireo lalao fifanintsanana dingana faharoa, ka izay tafita amin’ireo no hiazo an’i Cameroun:
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 22:49
    • Sary nindramina

    Kitra - CHAN 2020 : Namibia no adversera manarak’i Madagasikara

    Samy manohy ny dia, tafakatra ho amin’ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana amin’ny CHAN 2020 i Madagasikara sy Namibia. Namibia no ekipa manaraka hifandona amin’i Madagasikara. Voatazon’i Comores ady sahala samy tsy nitoko i Namibia tamin’ny lalao miverina tany Namibia androany. Efa nandresy 2 noho 0 anefa i Namibia tamin’ny lalao mandroso tany Comores ka io no mitondra azy ireo ho amin’ny dingana manaraka.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 22:47

    Kitra - CHAN 2020 : Namibia no adversera manarak’i Madagasikara

    Samy manohy ny dia, tafakatra ho amin’ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana amin’ny CHAN 2020 i Madagasikara sy Namibia. Namibia no ekipa manaraka hifandona amin’i Madagasikara. Voatazon’i Comores ady sahala samy tsy nitoko i Namibia tamin’ny lalao miverina tany Namibia androany. Efa nandresy 2 noho 0 anefa i Namibia tamin’ny lalao mandroso tany Comores ka io no mitondra azy ireo ho amin’ny dingana manaraka.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 17:56

    CHAN 2020: Madagascar qualifié

    Mozambique 3 - 2 Madagascar Match aller Madagascar 1 - 0 Mozambique En cas d'égalité, les buts extérieurs sont multipliés par 2
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 17:16

    90:00 + 5

    90:00 + 5 Mozambique 3 - 2 Madagascar
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 17:11

    Lalaina but

    56:00Lalaina but Mozambique 3 - 2 Madagascar
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 16:52

    Arnaud but

    50:00Arnaud but Mozambique 3 - 1 Madagascar
    Lire la suite ...
    • dimanche, 04 août 2019 16:51

    Chan 2020

    Chan 2020Fin 1ère mi-temps Mozambique 3 - 0 Madagascar
    Lire la suite ...
    • vendredi, 02 août 2019 14:32
    • Sary nindramina

    Ibrahim Amada: Hilalao any Qatar manomboka amin’ity taom-pilalaovana ity

    Hilalao ao amin’ny klioban’ny Al Khor Club any Qatar indray i Ibrahim Amada manomboka amin’ity taom-pilalaovana ho avy ity. Vita sonia ny fifarahany amin’ny klioba. Irakiraka afovoany ao amin’ny Barea an’i Madagasikara i Ibrahim Amada, ary isan’ireo nampidi-baolina nandritra ny CAN tany Egypta farany teo. Nila ravinahitra tany Alzeria izy teo aloha, saingy tsy mampilalao mpila ravinahitra mihotra ny 27 taona ny any amin’ity firenena ity. Maro ireo klioba efa nitily an’i Ibrahim Amada dia ny Al Khor Club any Qatar no nosafidiany sy nandraisany fanapahan-kevitra. (Jereo Sary Tohiny)      
    Lire la suite ...
Page 9 sur 65