Sport

    • lundi, 27 novembre 2017 15:01
    • Sary Sobika Ambatondrazaka

    Kitra D2 - Seksiona Ambatondrazaka: Tompondaka ny AJA

    Tontosa ny alahady 26 novambra ny lalao famaranana fiadiana ny amboaran’ny seksiona Ambatondrazaka diviziona faharoa, nifanandrinan’ny AJA sy FC Voromanga Atsangasanga. Nisaraka ady sahala 1 noho 1 ny roa tonta taorian’ny fe-potoana ara-dalàna 90 minitra. Mbola ady sahala 2 noho 2 indray taorian’ny 120 minitra nifaranan’ny fanalavam-potoana. Niroso tamin’ny “tirs au but” namantarana ny mpandresy. Namono 4 ny AJA, baolina tokana no tafiditry ny FC Voromanga Atsangasanga ary dia Lasan’ny AJA ny amboara. Raha tsy misy ny fiovana dia hiatrika ny lalao inter section ny ekipa AJA, FC Voromanga, FC Mami ary ny FC Andrarabaribe.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 15 novembre 2017 21:16

    Rugby: La France organisera la coupe du monde en 2023

    La France a remporté face à l'Afrique du Sud l'organisation de la coupe du monde du rugby en 2023.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 12 novembre 2017 22:06
    • Sary Njaka

    RIM Mahamasina: Nahorina ny coupe

    Notontosaina tetsy amin'ny kianjaben'ny Mahamasina nanomboka ny zoma 10 novambra ny Rallie Internationale de Madagascar 2017 na ny RIM. Niteraka savorovoro anefa ny valin'ny fifaninanana.Tsy nisy araka izany ny vokatra ofisialy satria dia nisy réclamation izay nataon'ireo mpifanandrina.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 18 octobre 2017 09:17
    • Sary Sobika Fianarantsoa

    THB Ligue des Champions: Nakàna fepetra ny lalao eto Fianarantsoa

    Misokatra amin'ny mpijery ny lalao baolina kitra THB Ligue des Champions Poule des As ho tanterahina eto Fianarantsoa mandritra ny telo andro. Nandraisana fepetra ara-pahasalamana ny momba izany ka nanolotra fitaovana fitsapana hafanan'ny olona ny toeram-pitsaboana SALFA Ivory.Ny andron'ny alarobia sy zoma ary alahady ho avy izao no anatanterahana ireo lalao ireo. Hihaona mandritra ireo lalao mandroso ireo ny Cosfa, Elgeco Plus, Hzam Amparafaravola ary Cnaps Sport Itasy. Miisa dimy ireo fitaovana fitsapana hafanana natao hoan'ny mpijery ireo ary misy ihany koa toerana manonkana andraisana ny olona mampiahiahy raha toa ka miseho izany tranga izany.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 16 octobre 2017 07:29

    Kianja Rabemananjara Mahajanga: Nitroatra ireo mpitia baolina kitra, raikitra ny tora-bato

    Tonga hatrany ambony kianja ny tora-bato avy any ivelan'ny tamboho nataon'ireo olona tsy navela hiditra hijery baolina tao amin'ny kianja monisipaly Rabemananjara Mahajanga omaly alahady 15 oktobra. Tezitra ireo mpitia baolina kitra tonga marobe tsy navela hiditra. Mbola noho ny fisorohana ny fiparitahan'ny valan'aretina pesta ihany no antony raha ny fanambarana. Raikitra ny sakoroka ka tonga teny an-toerana hatramin'ny EMMO-REG nanaparitaka ireo olona tamin'ny entona mandatsa-dranomaso.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 06 octobre 2017 08:52
    • Photo Sobika Fianarantsoa

    Epidémie de peste: THB Ligue des Champions de Madagascar se déroule à huis clos à Fianarantsoa

    D'après le communiqué délivré par la Ligue Régionale de Foot, les deux dernières journées de THB/LDC se dérouleront à huis clos. Organisées le 6 et 8 octobre 2017, ces rencontres subissent l'écho de mesures préventives décrétées par le gouvernement. Pour cette 4e journée date du 06 octobre 2017 le premier match opposera Zanakala FC contre RTS Jet Mada. Le second match verra l'affrontement entre COSFA Analamanga et TOP DOM. Le troisième match prévu le 8 octobre sera entre ELGCO Plus et FC Angele Anosy.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 19 septembre 2017 12:20
    • Sary Sobika Mahajanga

    Universiades: Mpianatry ny ambaratonga ambony 1200 no tonga aty Mahajanga

    Fanatanjahantena ifaninanan'ireo mpianatra eny amin'ny ambaratonga ambony, avy amin'ireo oniversite sy ivon-toeram-pikarohana manerana an'i Madagasikara na Universiades, nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 17 septambra ny andiany fahatelo teny amin'ny Campus Ambondrona. Mpianatra maherin'ny 1200 no tonga aty Mahajanga mandray anjara amin'ny Universiades hisolo tena ny Faritany misy azy avy. Hetsika ara-kolontsaina nandraisan'ny mpianatra avy amin'ny oniversiten'i Mahajanga anjara amin'ny maha mpampiantrano azy ireo no nanokafana ny hetsika. Anisan'ny antoky ny fahombiazana amin'ny fianarana rantovina ny fananana vatana salama, ka izay no anisan'ny handrisihana ireo tanora mpianatra hazoto amin'ny fanaovana fanatanjahantena.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 15 septembre 2017 21:37
    • Photo Fournie

    Cosafa Women Cup 2017: Deuxième défaite pour Madagascar

    Madagascar s'incline devant le Malawi sur un score de 3 à 6, après la lourde défaite devant le Zimbawe de 4 à 0 mercredi dernier.    
    Lire la suite ...
    • mercredi, 13 septembre 2017 06:37

    Golf: La fédération de Golf de Madagascar a tenu son Assemblée Générale élective

    Pour la passion du Golf, la fédération de Golf de Madagascar a tenu son Assemblée Générale ce jeudi 07 septembre 2017 BILAN DE L’ÉQUIPE SORTANTE Le Mandat du Président Fondateur de la FMGOLF, M.Lola RASOAMAHARO de 2009 a 2013 a été marqué par le succès remporté par l’équipe nationale, qui a pu bénéficier d’un encadrement technique et financiers considérables, faisant de cette équipe les Vice-Champions de l’Océan Indien en 2012. UNE PLACE SUR L’ÉCHÉQUIER MONDIAL DU GOLF C’est sous la présidence de M.Andrianasolo RANAIVO que la FMGOLF a renforcé sa dimension internationale, grâce particulièrement à son affiliation à the R&A de St Andrews en avril 2013, en plus de son adhésion à la Commission de Golf de l’Océan Indien depuis 2009.
    Lire la suite ...
    • lundi, 11 septembre 2017 08:39
    • Photos fournies

    Gasy Karatedo Academy: « Le karate autrement »

    Dans le cadre de la célébration du double anniversaire de Aristide Randrianaivo Sensei, 60 ans d’âge et 45 ans de pratique en Karatedo, le groupe éducatif Clyb-Academy a organisé au gymnase de l’Académie Nationale des Sports Ampefiloha le samedi 09 septembre 2017 un stage d’approfondissement des connaissances en karate dénommé Gasy Karatedo Academy, destiné spécialement aux karateka gradés. Le stage a vu la participation d’une centaine de karateka de la capitale. Selon Aristide Sensei, Gasy Karatedo Academy peut être défini comme étant un centre de recherche en matière de karatedo selon une conception purement malagasy. En souligant que la compétition sportive n’est qu“une infime partie par rapport au vaste chantier qu’est le karatedo, Gasy Karatedo Academy vise plutôt la formation complète de l’individu de sorte qu’il puisse affronter dans les meilleures conditions physiques et mentales, tout adversaire dans la vie quel qu’il soit, réel ou imaginaire. L’objectif du stage est d'armer les participants de techniques supérieures de karate, et de méthodes pédagogiques éclectiques. “ Le karaté autrement …” est le slogan choisi par Aristide Sensei pour traduire l’existence dans Gasy Karatedo Academy des techniques qui sont, soit des techniques moins travaillées ou pas du tout travaillées au dojo au cours d’entraînement classique, soit des techniques dérivées inédites issues de sa recherche.
    Lire la suite ...
Page 5 sur 38