Fanambarana avy amin'ny Vovonan'ny Holafitry ny fahasalamana

  • mardi, 25 février 2020 21:17

Manao antso ny fikambanan'ny Dokotera, ny Farmasiana, ny Dentistes, ny Vétérinaires, ny Sages-femmes, ny Infirmiers ary ny Psychologues, mba samy hanamarina ny vaovao ahely ny rehetra mba tsy hitarika savorovoro sy ahiahy na fiantsoana fitsaram-bahoaka.

Mitovy daholo ny rehetra hoy ireto mpisehahatra amin'ny fahasalamana, ary tsy maintsy tsaboina arak'izay fitaovana ananana ny rehetra.

Miantso fitoniana sy filaminana ho an'ny rehetra ary hanaja ireo tobim-pahasalamana sy hopitalim-bahoaka hanatanterahana ny asam-pitsaboana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.