Antananarivo Renivohitra: Handray mpamonjy voina miisa 100

  • vendredi, 07 février 2020 14:55
  • Sary nindramina

Hahazo fampitaovana, fiara 4X4 sy moto, ny mpamonjy voinan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Hamboarina ireo fiara simba. Handray mpamonjy voina miisa 100 ihany koa, izay hatomboka amin'ny 50 aloha, hanampy ireo efa amperin’asa.

Nivoitra ireo taorian’ny fitsidihan’ny Ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina ny foiben’ny mpamonjy voina eo Tsalalana omaly.

 
 (Jereo Sary Tohiny)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.