AKAMASOA - Oniversiten'i Fianarantsoa: Nidinika ireo sehatra mety hiaraha-miasa

  • jeudi, 06 février 2020 17:41
  • Sary nomena

Nitsidika ny Foibe Akamasoa eny Andralanitra ny Profesora Rafamantanantsoa Fontaine, Filohan'ny Oniversiten'i Fianarantsoa niaraka tamin'ny Tale Kabinetran'ny Oniversite Dr Rakotonirina Jean Raymond, ny marainan’ny alarobia 5 febroary 2020.

Nitafatafa sy nidinidinika tamin’ny Mompera Pedro izy ireo nanoritsoritana ny mety ho fiaraha-miasa amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa sy ny Université Saint Vincent de Paul, ity farany izay misy sampam-piofanana maromaro toy ny « Sciences de l'éducation », Paramed, Informatika, ...

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.