Firarazana-Tampoketsa: Zanakazo maherin’ny 1 tapitrisa no hambolena amin’ny alahady 19 janoary 2020

  • vendredi, 17 janvier 2020 12:41
  • Sary nindramina

Efa vonona ny toerana, toy izany koa ny zanakazo hovolena amin’ny alahady 19 janoary 2020, hanombohana ofisialy ny taom-pambolenkazo taona 2020, izay hatao eny Firarazana, Tampoketsa, Distrikan’Ankazobe.

Zanakazo maherin’ny 1 tapitrisa no hambolena eny an-toerana amin’io andro io, olona an’arivony no andrasana hanatanteraka izany eny an-toerana, tarihin’ny avy eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika sy ny Ministera misahana ny Tontolo Iainana, ny avy amin’ny andrim-panjakana, ny ministera ary ny mpitandro filaminana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.