CEG Ambariomihambana - Sambava: « Tokana no hany afaka BEPC noho foto-drafitr'asa », hoy ny Ray aman-dreny

  • lundi, 07 octobre 2019 14:29
  • Sary Gasypatriote Sambava

Nataon'ireo Ray aman-dreny ho anton’ny faharatsian’ny voka-panadinana BEPC 2019 tao aminy, ny foto-drafitr'asa tsizarizary. Maniry izy ireo ny mba hitodihan'ny fitondram-panjakana amin’ny CEG Ambariomiambana Sambava amin'ity taom-pianarana ity, eo ny hanatsarana ny kalitaom-mpianarana, fa tsy tokony atao ambanin-javatra ihany ny trano izay mampanahy tsy hahatohitra ny oram-baratra.

Raha ny vokatra azo tamin'ity taona ity dia 01 tamin'ireo mpianatra miisa 19 niatrika ny BEPC no afa-panadinana. Nisy 05 kosa tsy tonga niatrika ny fanadinam-panjakana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.