Herinaratra « hybride »: Hisitraka ny tanànan’i Morondava, Antalaha, Vohémar ary Sambava

  • jeudi, 03 octobre 2019 17:51
  • Sary nindramina

Hananganana tobim-pamokarana herinaratra « hybride » ao amin'ny Disitrikan'i Morondava, Antalaha, Vohémar ary Sambava. Manana tanjaka 15MW ireo rehetra ireo. Natao androany 3 oktobra 2019 ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Ministeran’ny Angovo, ny Rano ary ny Akoranafo, ny Jirama ary ny orinasa GES momba izany.

Tafiditra ao anatin'ny paikady fampidinana ny saran'ny famokarana herinaratra ity tetikasa ity, ary hatomboka amin'ny faran'ny volana oktobra 2019 ny asa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.