Jirama: Ireo mpikamban’ny Filankevi-pitantanana vaovao

  • mercredi, 25 septembre 2019 19:40

Nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 18 septambra 2019 no nanendrena ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Filankevi-pitantanan’ny orinasa Jirama. Miisa folo izy ireo dia :

- Andriamanampisoa Rasamoelina Soloniaina, Solontenan’ny Fiadidiana ny Repoblika

- Tsaboto Roger, Solontenan’ny Primatiora,

- Maitre Ratovondrajao Fredon, noho ny traikefany manokana,

- Ramaroson Andry Heriniaina, Solontenan’ny Ministeran’ny angovo, ny rano ary ny akoran’afo

- Raoelijaona Bien Aimé Victorien, Solontenan’ny Ministeran’ny toekarena sy ny fitantanam-bola ,

- Rajoelina Serge Lucien, Solontenan’ny Ministeran’ny indostria, varotra ary asa tanana,

- Rajaonera Andriambelo Fredy, Solontenan’ny Sehatra tsy miankina,

- Haja Maminirina, Solontenan’ny sendikan’ny mpiasa,

- Andriambolonosy Robinson Jean Douglas, Solontenan’ny mpiasa,

- Rakotorova Rabetsara dit Lita, noho ny traikefany manokana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.