Fanadinana BEPC: 19 756 ny isan’ny mpiadina aty SAVA

  • dimanche, 08 septembre 2019 23:04

Miisa 19 756 ny isan’ny mpiadina BEPC voasoratra anarana aty amin’ny DREN SAVA, mitsinjara ho 7 053 ato Sambava, 4 357 ao Andapa, 4 266 ho an’i Vohémar ary 4 080 ny an’Antalaha.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.