Tobim-pamokarana rano: Ho vita amin'ny faran'ny volana aogositra ny asa eny Amoronakona

  • mercredi, 14 août 2019 20:44
  • Sary nindramina

Nidina nijery ny fandrosoan'ny asa teny Amoronakona ny ekipan'ny Ministeran'ny Angovo, ny Rano sy ny Akoranafo. Fantatra taorian’izay fa ho vita amin'ny faran'ity volana aogositra 2019 ity ny asa eny amin'ny tobim-pamokarana rano izay heverina fa hamaha ny olan'ny famatsiandrano ho an'ny faritra Atsinanan'Antananarivo.

Aorian'ny andrana sy fanamarinana farany dia hamatsy iny faritra Atsinanan'Antananarivo iny ny rano vokarin'ny toby vaovao ity manomboka ny 10 septambra 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.