Lalamby FCE: Betsaka ireo zokiolona tsy mbola misitraka ny fisotroan-drononony

  • lundi, 12 août 2019 14:52

Mitaraina ireo mpiasa aman-taonany maro, nahavita be teo anivon’ny Lalamby FCE (Fianarantsoa Côte-Est) efa lasa nisotro ronono fa tsy mbola nisitraka ny fisotroan-dronono ny ankamaroan’izy ireo nanomboka ny taona 2012 ka hatram’izao. Misy no efa nindaosin’ny fahafatesana, tsy nisitraka akory io valin-kasasarany io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.