Sarobaratra-Miarinarivo: Mirehitra ny jiro

  • jeudi, 08 août 2019 20:16
  • Sary nindramina

Notokanana androany alakamisy 8 aogositra 2019 ny tobim-pamokarana herinaratra miodina amin'ny rano, sy ireo andrinjiro aty an-drenivohitry ny Kaominina Sarobaratra, Faritra Itasy. Efa nanomboka tamin’ny 1 aogositra 2019 no nirehitra ny jiro, ary mponina eo amin’ny 3000 no misitraka izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.