Fankasitrahana: Notolorana « ordinateur portable » i Profesora Ravelonirina Hanitriniaina Sammy Grégoire

  • mardi, 23 juillet 2019 11:21
  • Sary: Mesupres

Mpampianatra mpikaroka ao amin’ny oniversiten’Antananarivo i Profesora Ravelonirina Hanitriniaina Sammy Grégoire. Tompondaka eran-tany tamin’ny fifaninanana matematika “Algèbre de Lie”, taona 2019 izy, nisongadina tamin’ireo mpandray anjara avy amin’ny firenena miisa 98.

Notoloran’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa «ordinateur portable» izy, ho fankasitrahana azy, ankoatra ny “certificat”, ny medaly sy ireo loka hafa miandry azy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.