Mpamonjy voina: Fiaraha-miasa eo amin'ireo mpamonjy voina Kanadianina sy Madagasikara

  • samedi, 15 juin 2019 19:28
  • Sary Njaka

Nisy ny fifampizarana traik'efa teo amin'ny mpamonjy voina Kanadianina sy Afrika, ka tafiditra ao anatin'izany i Madagasikara.

Izany moa no natao mba ho fampandrosoana ny asan'ny mpamonjy voina aty Afrika.

Efa firenena maro no notsidihin'ireto mpamojy voina Kanadianina ireto ary mbola hitety firenena maro izy ireo.

Tetsy amin'ny tobin'ny mpamonjy voina tetsy Anosipatrana moa no nanatanterahina izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.