Ankatso: Fampirantiana mahakasika ny fiarovana ara-tsosialy

  • mardi, 14 mai 2019 17:27
  • Sary Njaka

Nanantanteraka fampirantiana sy fampianarana ny teo anivon'ny minisiteran'ny mponina io maraina io, mahakasika ny fiarovana ara-tsosialy, izay natao teny amin'ny amphi DEGS Ankatso.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.