FJKM: Notokanana ny toeram-panomanana Mpitandrina

  • samedi, 20 octobre 2018 19:25
  • Sary nindramina

Trano lehibe, tsangambaton'ny Jobily faha-50 taonan'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara sy faha-200 taona nidiran'ny LMS nitondra ny Filazantsara teto, ity notokanana androany teny Ivato ity ho toeram-panomanana Mpitandrina FJKM.

Vavaka eo amin'ny Kianjabe Mahamasina no hanakatona ity fankalazana ny Jobily ity rahampitso alahady 21 oktobra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.